Levitikosy 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Raha fanatitra varimbazaha nandrahoina tao anaty lasitra+ no aterinao, dia tokony hatao amin’ny lafarinina tsara toto nafangaro menaka, sady tsy misy lalivay. Levitikosy 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Andrahoina ao anaty lasitra ilay izy rehefa avy nasiana menaka.+ Efa nafangaro tsara ilay izy vao hoentinao. Mofo efa voatapatapaka no mofon’ny fanatitra varimbazaha hatolotrao ho hanitra mampitony an’i Jehovah. 1 Tantara 23:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 ny fikarakarana ny mofo mifanaingina,+ sy ny lafarinina tsara toto+ hatao fanatitra varimbazaha, sy ny mofo fisaka+ tsy misy lalivay,+ sy ny mofo atao anaty lasitra,+ sy ny koba mifangaro+ menaka, ary ny karazana vatomizana sy famarana rehetra.+
5 “‘Raha fanatitra varimbazaha nandrahoina tao anaty lasitra+ no aterinao, dia tokony hatao amin’ny lafarinina tsara toto nafangaro menaka, sady tsy misy lalivay.
21 Andrahoina ao anaty lasitra ilay izy rehefa avy nasiana menaka.+ Efa nafangaro tsara ilay izy vao hoentinao. Mofo efa voatapatapaka no mofon’ny fanatitra varimbazaha hatolotrao ho hanitra mampitony an’i Jehovah.
29 ny fikarakarana ny mofo mifanaingina,+ sy ny lafarinina tsara toto+ hatao fanatitra varimbazaha, sy ny mofo fisaka+ tsy misy lalivay,+ sy ny mofo atao anaty lasitra,+ sy ny koba mifangaro+ menaka, ary ny karazana vatomizana sy famarana rehetra.+