FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Andrahoina ao anaty lasitra ilay izy rehefa avy nasiana menaka.+ Efa nafangaro tsara ilay izy vao hoentinao. Mofo efa voatapatapaka no mofon’ny fanatitra varimbazaha hatolotrao ho hanitra mampitony an’i Jehovah.

  • Levitikosy 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘Ary ny fanatitra varimbazaha rehetra izay natao tao anaty lafaoro,+ na nendasina tao anaty vilany misy menaka,+ na nandrahoina tao anaty lasitra,+ dia an’ilay mpisorona manolotra izany. Eny, ho lasany izany.+

  • 1 Tantara 23:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 ny fikarakarana ny mofo mifanaingina,+ sy ny lafarinina tsara toto+ hatao fanatitra varimbazaha, sy ny mofo fisaka+ tsy misy lalivay,+ sy ny mofo atao anaty lasitra,+ sy ny koba mifangaro+ menaka, ary ny karazana vatomizana sy famarana rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara