Levitikosy 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany lahy hoe: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny ota:+ Eo amin’ny toerana+ famonoana ny fanatitra dorana no hamonoana eo anatrehan’i Jehovah ny fanatitra noho ny ota. Zavatra masina indrindra izany.+
25 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany lahy hoe: ‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny ota:+ Eo amin’ny toerana+ famonoana ny fanatitra dorana no hamonoana eo anatrehan’i Jehovah ny fanatitra noho ny ota. Zavatra masina indrindra izany.+