FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary hatolotrao isan’andro ho fandrakofam-pahotana+ ny ombilahy atao fanatitra noho ny ota. Ary diovy ho afaka amin’ny ota ny alitara ka manaova fandrakofam-pahotana ho azy io, ary hosory+ izy io mba ho masina.

  • Levitikosy 8:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia novonoin’i+ Mosesy ilay omby, ary nalainy tamin’ny rantsantanany iray ny ra,+ ka nahosony teo amin’ireo tandroky ny alitara teo amin’ny zorony efatra. Ary nodioviny ho afaka tamin’ny ota ny alitara. Fa ny ambin-dra kosa nararany teo am-pototry ny alitara mba hanamasinany azy, ka handrakofam-pahotana+ eo amboniny.

  • Levitikosy 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ary handrakotra ny fahotan’ny toerana masina izy, noho ny fahalotoan’ny+ zanak’Israely sy ny fikomiany ary ny fahotany rehetra.+ Izany koa no hataon’i Arona ho an’ny tranolay fihaonana, izay mitoetra eo amin’izy ireo, eo anivon’ny fahalotoany.

  • Hebreo 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa tokony hodiovina amin’izany fomba+ izany koa ny tandindon’ny+ zavatra any an-danitra, fa ny zavatra any an-danitra kosa dia diovina amin’ny sorona tsara kokoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara