Deoteronomia 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Aoka ianao tsy hanana vatomizana roa karazana ao an-kitaponao,+ ka ny iray lehibe ary ny iray kely. Deoteronomia 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Vatomizana marina sy ara-dalàna foana no tokony hanananao. Ary efaha marina sy ara-dalàna foana no tokony hanananao, mba ho lava andro iainana ianao eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Ohabolana 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Samy maharikoriko an’i Jehovah+ ny vatomizana roa karazana sy ny efaha roa karazana.+
13 “Aoka ianao tsy hanana vatomizana roa karazana ao an-kitaponao,+ ka ny iray lehibe ary ny iray kely.
15 Vatomizana marina sy ara-dalàna foana no tokony hanananao. Ary efaha marina sy ara-dalàna foana no tokony hanananao, mba ho lava andro iainana ianao eo amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+