Ohabolana 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 An’i Jehovah ny fandanjana marina sy ny mizana marina,+ ary avy aminy ny vatomizana rehetra ao anaty kitapo.+ Amosa 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ka miteny hoe: ‘Rahoviana vao ho tapitra ny tsinam-bolana+ mba hivarotanay varimbazaha,*+ ary ny sabata+ mba hivarotanay ny vokatray? Amin’izay dia hohakelezinay ny efaha+ sady hohalehibeazinay ny sekely, ary hamboarinay ny mizana mba hamitahana.+ Mika 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Madio ve aho raha manana mizana mandainga sy kitapo misy vatomizana mamitaka?+
11 An’i Jehovah ny fandanjana marina sy ny mizana marina,+ ary avy aminy ny vatomizana rehetra ao anaty kitapo.+
5 ka miteny hoe: ‘Rahoviana vao ho tapitra ny tsinam-bolana+ mba hivarotanay varimbazaha,*+ ary ny sabata+ mba hivarotanay ny vokatray? Amin’izay dia hohakelezinay ny efaha+ sady hohalehibeazinay ny sekely, ary hamboarinay ny mizana mba hamitahana.+