Ohabolana 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharikoriko an’i Jehovah ny mizana mandainga,+ fa tiany kosa ny vatomizana marina. Ohabolana 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Maharikoriko an’i Jehovah ny vatomizana roa karazana,+ ary tsy tsara ny mizana mandainga.+ Hosea 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Eny an-tanan’ny mpivarotra ny mizana mandainga,+ ary ny hanambaka no tiany.+