FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 “‘Aza manao ny tsy marina rehefa mitsara,+ na mandrefy, na mandanja,+ na mamatra.

  • Ohabolana 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Maharikoriko an’i Jehovah ny mizana mandainga,+ fa tiany kosa ny vatomizana marina.

  • Amosa 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ka miteny hoe: ‘Rahoviana vao ho tapitra ny tsinam-bolana+ mba hivarotanay varimbazaha,*+ ary ny sabata+ mba hivarotanay ny vokatray? Amin’izay dia hohakelezinay ny efaha+ sady hohalehibeazinay ny sekely, ary hamboarinay ny mizana mba hamitahana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara