FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 25:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Aoka ianao tsy hanana vatomizana roa karazana ao an-kitaponao,+ ka ny iray lehibe ary ny iray kely.

  • Ohabolana 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Maharikoriko an’i Jehovah ny mizana mandainga,+ fa tiany kosa ny vatomizana marina.

  • Ohabolana 20:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Samy maharikoriko an’i Jehovah+ ny vatomizana roa karazana sy ny efaha roa karazana.+

  • Hosea 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Eny an-tanan’ny mpivarotra ny mizana mandainga,+ ary ny hanambaka no tiany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara