Ohabolana 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharikoriko an’i Jehovah ny mizana mandainga,+ fa tiany kosa ny vatomizana marina. Ohabolana 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 An’i Jehovah ny fandanjana marina sy ny mizana marina,+ ary avy aminy ny vatomizana rehetra ao anaty kitapo.+ Ohabolana 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Samy maharikoriko an’i Jehovah+ ny vatomizana roa karazana sy ny efaha roa karazana.+ Mika 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Madio ve aho raha manana mizana mandainga sy kitapo misy vatomizana mamitaka?+
11 An’i Jehovah ny fandanjana marina sy ny mizana marina,+ ary avy aminy ny vatomizana rehetra ao anaty kitapo.+