Deoteronomia 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Aoka ianao tsy hanana vatomizana roa karazana ao an-kitaponao,+ ka ny iray lehibe ary ny iray kely. Ohabolana 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Samy maharikoriko an’i Jehovah+ ny vatomizana roa karazana sy ny efaha roa karazana.+ Mika 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Madio ve aho raha manana mizana mandainga sy kitapo misy vatomizana mamitaka?+
13 “Aoka ianao tsy hanana vatomizana roa karazana ao an-kitaponao,+ ka ny iray lehibe ary ny iray kely.