Genesisy 46:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ny zanakalahin’i Levy+ dia i Gersona+ sy Kehata+ ary Merary.+ Nomery 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levy:+ Gersona sy Kehata ary Merary.+ Josoa 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny azon’ny taranak’i Gersona+ tamin’ny antsapaka, dia tanàna telo ambin’ny folo avy tamin’ny fianakavian’ny fokon’i Isakara,+ sy ny fokon’i Asera,+ sy ny fokon’i Naftaly,+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase any Basana.+
6 Ary ny azon’ny taranak’i Gersona+ tamin’ny antsapaka, dia tanàna telo ambin’ny folo avy tamin’ny fianakavian’ny fokon’i Isakara,+ sy ny fokon’i Asera,+ sy ny fokon’i Naftaly,+ ary ny antsasaky ny fokon’i Manase any Basana.+