Salamo 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Na dia misy tafika manangana toby hamelezana ahy aza,+Dia tsy mba hatahotra ny foko.+Na dia misy miady amiko aza,+Dia feno toky aho.+ Isaia 35:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lazao amin’ireo mitebiteby*+ hoe: “Mahereza.+ Aza matahotra+ fa ho avy hamaly izay natao taminareo ilay Andriamanitrareo,+ eny, hamaly Andriamanitra.+ Izy mihitsy no ho avy hamonjy anareo.”+ Isaia 41:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+
3 Na dia misy tafika manangana toby hamelezana ahy aza,+Dia tsy mba hatahotra ny foko.+Na dia misy miady amiko aza,+Dia feno toky aho.+
4 Lazao amin’ireo mitebiteby*+ hoe: “Mahereza.+ Aza matahotra+ fa ho avy hamaly izay natao taminareo ilay Andriamanitrareo,+ eny, hamaly Andriamanitra.+ Izy mihitsy no ho avy hamonjy anareo.”+
10 Aza matahotra fa momba anao aho.+ Aza miherikerika noho ny tahotra, fa izaho no Andriamanitrao.+ Hanatanjaka anao aho+ ka hanampy anao.+ Hihazona anao mafy amin’ny tanako ankavanana+ aho, dia ny tanako feno fahamarinana.’+