Nomery 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Raha nororan-drainy+ ny tarehiny, tsy ho afa-baraka fito andro ve izy? Aoka hatokan-toerana+ fito andro any ivelan’ny toby+ izy, vao horaisina indray.”+
14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Raha nororan-drainy+ ny tarehiny, tsy ho afa-baraka fito andro ve izy? Aoka hatokan-toerana+ fito andro any ivelan’ny toby+ izy, vao horaisina indray.”+