FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia naka ny menaka tao anaty tavoara+ kely i Samoela, ka nandraraka izany teo amin’ny lohan’i Saoly sady nanoroka+ azy, ary niteny hoe: “Nohosoran’i Jehovah tokoa ianao, mba ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+

  • Salamo 74:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Tsarovy ny vahoakanao, izay efa azonao hatry ny ela,+

      Dia ilay foko navotanao ho lovanao,+

      Sy ny Tendrombohitra Ziona fonenanao.+

  • Salamo 78:71
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 71 Teny am-piandrasana ondrivavy mampinono izy+

      No nalainy mba hiandry an’i Jakoba olony+

      Sy Israely lovany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara