4 Raha mbola tsy natory anefa izy ireo, dia nanodidina an’ilay trano ny lehilahy tao an-tanànan’i Sodoma,+ hatramin’ny ankizilahikely ka hatramin’ny lahiantitra. Nanao rodobe nila ady izy rehetra.+
5 Ary nitsangana hamely ahy ireo mponina tao Gibea ka nohodidininy ilay trano nisy ahy, nony alina. Izaho no nokasainy hovonoina, kanjo ny vadikeliko no novetavetainy+ ka maty tamin’ny farany.+