Levitikosy 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha manolotra sorona iombonana+ izy, ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia izay tsy misy kilema+ no hatolony eo anatrehan’i Jehovah. Levitikosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Raha manao sorona iombonana ho an’i Jehovah ianareo,+ dia ataovy mba hahazoanareo sitraka aminy izany.+ Mpitsara 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nifoha maraina ny olona ny ampitson’iny ka nanorina alitara teo, ary nanolotra fanatitra dorana+ sy fanatitra iombonana.+ 1 Samoela 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary midìna hialoha ahy any Gilgala,+ fa hidina hankany aminao aho mba hanolotra sorona dorana sy sorona iombonana.+ Dia miandrasa fito+ andro mandra-pahatongako any aminao, fa hampahafantariko anao izay tokony hataonao.”
3 “‘Raha manolotra sorona iombonana+ izy, ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia izay tsy misy kilema+ no hatolony eo anatrehan’i Jehovah.
5 “‘Raha manao sorona iombonana ho an’i Jehovah ianareo,+ dia ataovy mba hahazoanareo sitraka aminy izany.+
4 Ary nifoha maraina ny olona ny ampitson’iny ka nanorina alitara teo, ary nanolotra fanatitra dorana+ sy fanatitra iombonana.+
8 Ary midìna hialoha ahy any Gilgala,+ fa hidina hankany aminao aho mba hanolotra sorona dorana sy sorona iombonana.+ Dia miandrasa fito+ andro mandra-pahatongako any aminao, fa hampahafantariko anao izay tokony hataonao.”