FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tamin’izay, dia nanao izao hira izao ho an’i Jehovah i Mosesy sy ny zanak’Israely:+

      “Hihira ho an’i Jehovah aho, fa nisandratra avo dia avo izy.+

      Natsipiny tao an-dranomasina ny soavaly mbamin’ny mpitaingina azy.+

  • Deoteronomia 31:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Koa soraty izao hira+ izao, ka ampianaro ny zanak’Israely.+ Ary ataovy eo am-bavan’izy ireo izy io mba ho vavolombeloko hiampanga azy.+

  • Deoteronomia 31:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia nolazain’i Mosesy tamin’ny fiangonan’Israely manontolo ny tonon’ity hira ity hatramin’ny farany:+

  • 1 Tantara 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mihirà+ ho azy, ary manaova hira fiderana ho azy!+

      Saintsaino ny asany mahatalanjona rehetra.+

  • Salamo 18:0
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • Ho an’ny mpitarika. Nataon’i Davida, mpanompon’i Jehovah. Nataony ho an’i Jehovah izao tononkira izao, tamin’ny andro namonjen’i Jehovah azy teo am-pelatanan’ny fahavalony rehetra sy teo am-pelatanan’i Saoly.+ Hoy izy:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara