FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa nandefa iraka tany amin’ny mpanjakan’ny taranak’i Amona+ i Jefta, nanao hoe: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa+ no tonga hiady amiko atỳ amin’ny taniko ianao?”

  • 2 Tantara 30:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa araka ny didin’ny mpanjaka, dia lasa nitety ny Israely sy ny Joda ireo mpihazakazaka+ nitondra ny taratasy avy tamin’ny mpanjaka sy ny andrianany,+ ka niteny hoe: “Ry taranak’Israely, miverena+ amin’i Jehovah Andriamanitr’i+ Abrahama sy Isaka ary Israely, mba hiverenany koa amin’ireo sisa tavela aminareo izay tsy azon’ny+ tanan’ny mpanjakan’i Asyria.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara