FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary novorina ny lehilahy efraimita, ka niampita nianavaratra izy ireo, dia niteny tamin’i Jefta hoe: “Nahoana no niampita mba hiady tamin’ny taranak’i Amona ianao, nefa izahay tsy mba nantsoinao hiaraka taminao?+ Hodoranay miaraka amin’ny tranonao ianao.”+

  • 2 Samoela 19:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ary indreny ny lehilahy israelita rehetra fa nankeo amin’ny mpanjaka, ka niteny taminy hoe: “Nahoana+ ny rahalahinay anisan’ny fokon’i Joda no nitondra anao an-tsokosoko, ka nentiny niampita an’i Jordana ny mpanjaka sy ny ankohonany ary ny olon’i Davida rehetra miaraka aminy?”+

  • 2 Tantara 25:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Koa navahan’i Amazia mba halefa hody ireo miaramila avy tany Efraima tonga niaraka taminy. Tezitra mafy tamin’ny Joda anefa izy ireo, ka nody tamin-katezerana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara