Mpitsara 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy ny lehilahy efraimita tamin’i Gideona: “Mba ahoana koa izao zavatra nataonao taminay izao no tsy nantsoinao izahay rehefa nandeha niady tamin’ny Midianina ianao?”+ Koa nila ady taminy ireo ka nasiaka taminy.+ Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+ Ohabolana 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+ Jakoba 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa eo amin’izay mialona+ sy tia mifanditra, dia misy korontana mbamin’ny zava-dratsy rehetra+ koa.
8 Dia hoy ny lehilahy efraimita tamin’i Gideona: “Mba ahoana koa izao zavatra nataonao taminay izao no tsy nantsoinao izahay rehefa nandeha niady tamin’ny Midianina ianao?”+ Koa nila ady taminy ireo ka nasiaka taminy.+
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+
16 Fa eo amin’izay mialona+ sy tia mifanditra, dia misy korontana mbamin’ny zava-dratsy rehetra+ koa.