Levitikosy 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Aza mamaly faty+ na manao an-dolompo amin’ny zanaky ny firenenao.+ Ary tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.+ Izaho no Jehovah. Salamo 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Na namaly ratsy an’izay nanisy soa ahy,+Na nandroba an’izay te hanisy ratsy ahy nefa tsy nahavoa ahy,+ Matio 5:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Tiavo foana ny fahavalonareo,+ ary mivavaha foana ho an’izay manenjika anareo,+ Romanina 12:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra. Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+ Romanina 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza manaiky ho resin’ny ratsy, fa reseo foana amin’ny tsara ny ratsy.+
18 “‘Aza mamaly faty+ na manao an-dolompo amin’ny zanaky ny firenenao.+ Ary tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.+ Izaho no Jehovah.
4 Na namaly ratsy an’izay nanisy soa ahy,+Na nandroba an’izay te hanisy ratsy ahy nefa tsy nahavoa ahy,+
44 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Tiavo foana ny fahavalonareo,+ ary mivavaha foana ho an’izay manenjika anareo,+
17 Aza mamaly ratsy ny ratsy,+ na amin’iza na amin’iza. Manaova izay tsara eo imason’ny olona rehetra.
19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+