1 Samoela 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa zavatra tsara momba an’i Davida no noresahin’i Jonatana+ tamin’i Saoly rainy, hoe: “Aoka ny mpanjaka tsy hanota+ amin’i Davida mpanompony, fa izy tsy nanota taminao ary tena nahasoa anao ny nataony.+ 1 Samoela 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa naparitak’i Davida ny olony rehefa avy nilaza izany teny izany izy, ary tsy navelany hamely an’i Saoly izy ireo.+ Fa i Saoly kosa nitsangana ka niala tao amin’ilay lava-bato, ary nanohy ny diany. 1 Samoela 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy anefa i Davida tamin’i Abisay: “Aza mamono azy, fa iza moa no naninjitra ny tanany hamely ny voahosotr’i Jehovah+ ka tsy nanan-tsiny?”+
4 Koa zavatra tsara momba an’i Davida no noresahin’i Jonatana+ tamin’i Saoly rainy, hoe: “Aoka ny mpanjaka tsy hanota+ amin’i Davida mpanompony, fa izy tsy nanota taminao ary tena nahasoa anao ny nataony.+
7 Koa naparitak’i Davida ny olony rehefa avy nilaza izany teny izany izy, ary tsy navelany hamely an’i Saoly izy ireo.+ Fa i Saoly kosa nitsangana ka niala tao amin’ilay lava-bato, ary nanohy ny diany.
9 Hoy anefa i Davida tamin’i Abisay: “Aza mamono azy, fa iza moa no naninjitra ny tanany hamely ny voahosotr’i Jehovah+ ka tsy nanan-tsiny?”+