FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 42:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia hoy i Robena: “Tsy efa niteny taminareo moa aho hoe: ‘Aza manota amin’ny zaza’? Kanefa tsy nihaino ianareo.+ Koa tsy maintsy atao ampamoaka isika izao noho ny amin’ny rany.”+

  • 2 Tantara 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any!+ Ary manaova zavatra+ ka tsarao ny mpanomponao, mba hitsingerina eo an-dohan’ny ratsy fanahy ny nataony,+ ary ambarao ho marina kosa izay marina+ ka valio araka ny fahamarinany.+

  • 1 Jaona 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Izay rehetra mankahala+ ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona+ manana fiainana mandrakizay mitoetra ao aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara