Genesisy 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hanao ampamoaka koa aho noho ny amin’ny ranareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra noho ny amin’ny ranareo. Ary raha misy olona mamono mahafaty ny rahalahiny, dia hataoko ampamoaka izy noho ny amin’ny ran’ny rahalahiny.+ Salamo 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa hotsaroany ny ory+ rehefa mitady an’izay mpandatsa-dra+ izy.Tsy hohadinoiny tokoa ny fitarainan’ny ory.+ Apokalypsy 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: “Ry Tompo Fara Tampony,+ izay masina sy marina+ ô, rahoviana ianao vao hitsara+ sy hamaly ny ranay+ amin’izay monina eny ambonin’ny tany?”
5 Ary hanao ampamoaka koa aho noho ny amin’ny ranareo. Hataoko ampamoaka ny zavamananaina rehetra noho ny amin’ny ranareo. Ary raha misy olona mamono mahafaty ny rahalahiny, dia hataoko ampamoaka izy noho ny amin’ny ran’ny rahalahiny.+
12 Fa hotsaroany ny ory+ rehefa mitady an’izay mpandatsa-dra+ izy.Tsy hohadinoiny tokoa ny fitarainan’ny ory.+
10 Dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: “Ry Tompo Fara Tampony,+ izay masina sy marina+ ô, rahoviana ianao vao hitsara+ sy hamaly ny ranay+ amin’izay monina eny ambonin’ny tany?”