Levitikosy 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Raha misy olona*+ manota satria nandre fanozonana+ ampahibemaso sady vavolombelon’ny fahotana iray, na nahita na nahalala momba izany, nefa tsy niteny,+ dia hampamoahina noho ny fahadisoany izy. 1 Samoela 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Efa antitra be i Ely, ary reny+ ny zava-drehetra fanaon’ny zanany+ tamin’ny Israely rehetra, sy ny nanaovan’izy ireo firaisana tamin’ireo vehivavy+ nanompo teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+ Jaona 15:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha ohatra ka tsy tonga aho ary tsy niteny taminy, dia tsy ho nanan-keloka izy.+ Izao anefa izy tsy manana fialan-tsiny ny amin’ny helony.+ Jakoba 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa raha misy mahafantatra izay tokony hataony, nefa tsy manao,+ dia manota+ izy.
5 “‘Raha misy olona*+ manota satria nandre fanozonana+ ampahibemaso sady vavolombelon’ny fahotana iray, na nahita na nahalala momba izany, nefa tsy niteny,+ dia hampamoahina noho ny fahadisoany izy.
22 Efa antitra be i Ely, ary reny+ ny zava-drehetra fanaon’ny zanany+ tamin’ny Israely rehetra, sy ny nanaovan’izy ireo firaisana tamin’ireo vehivavy+ nanompo teo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+
22 Raha ohatra ka tsy tonga aho ary tsy niteny taminy, dia tsy ho nanan-keloka izy.+ Izao anefa izy tsy manana fialan-tsiny ny amin’ny helony.+