8 Ary midìna hialoha ahy any Gilgala,+ fa hidina hankany aminao aho mba hanolotra sorona dorana sy sorona iombonana.+ Dia miandrasa fito+ andro mandra-pahatongako any aminao, fa hampahafantariko anao izay tokony hataonao.”
23 Fa izao kosa no didy nomeko azy ireo: “Ankatoavy ny teniko,+ dia ho Andriamanitrareo aho,+ ary ianareo ho oloko. Mandehana amin’ny lalana+ rehetra hasaiko halehanareo, mba hahita soa ianareo.”’+