Mpitoriteny 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza faingam-bava, ary aoka ny fonao+ tsy hanosika anao halaky hiteny eo anatrehan’Andriamanitra.+ Fa any an-danitra izy+ ary ianao kosa etỳ an-tany, ka aoka ho vitsy ny teninao.+
2 Aza faingam-bava, ary aoka ny fonao+ tsy hanosika anao halaky hiteny eo anatrehan’Andriamanitra.+ Fa any an-danitra izy+ ary ianao kosa etỳ an-tany, ka aoka ho vitsy ny teninao.+