Salamo 37:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa tia rariny i Jehovah,+Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ע [Aina] Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+ Zefania 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Andro fahatezerana izany, andro fahoriana sy fijaliana,+ andro hisian’ny tafiotra sy fandravana, andro maizina sy manjombona,+ andro mandrahona sy maizim-pito,
28 Fa tia rariny i Jehovah,+Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ע [Aina] Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+
15 Andro fahatezerana izany, andro fahoriana sy fijaliana,+ andro hisian’ny tafiotra sy fandravana, andro maizina sy manjombona,+ andro mandrahona sy maizim-pito,