11 Dia hoy i Boaza: “Efa nolazaina+ tamiko daholo izay nataonao tamin’ny rafozambavinao taorian’ny nahafatesan’ny vadinao,+ ary koa ny nandaozanao ny rainao sy ny reninao ary ny tany misy ny havanao, ka nandehananao atỳ amin’ny firenena tsy fantatrao akory.+