FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nisy olona nirahin’i Saoly+ mba hanao andry maso ny tranon’i Davida, sy hamono azy ho faty ny ampitso maraina.+ I Mikala vadin’i Davida kosa anefa nilaza taminy hoe: “Raha tsy mandositra izao alina izao ianao, dia hovonoina ho faty rahampitso.”

  • 1 Samoela 23:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Farany, dia tonga teo amin’ny andaniny iray tamin’ny tendrombohitra i Saoly, fa i Davida sy ny olony kosa teo amin’ny ankilany. Koa niala teo haingana+ i Davida, noho ny amin’i Saoly. Ary nihananatona an’i Davida sy ny olony i Saoly sy ny olony, mba hisambotra azy.+

  • 2 Samoela 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nandefa mpitsikilo+ nanerana ny foko rehetran’ny Israely i Absaloma, hilaza hoe: “Raha vao renareo ny feon’ny anjombona, dia milazà hoe: ‘Lasa mpanjaka+ ao Hebrona+ i Absaloma!’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara