2 Samoela 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa i Davida: “Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao.+ Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i+ Saoly raibenao, ary hisakafo eo an-databatro foana ianao.”+ 2 Samoela 19:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Afaka namono ho faty ny ankohonan-draiko manontolo ny mpanjaka tompoko, nefa dia napetrakao ho isan’ireo mihinana eo an-databatrao ny mpanomponao.+ Koa inona intsony moa no zo ananako, ka mbola hitarainako+ amin’ny mpanjaka?”
7 Hoy koa i Davida: “Aza matahotra, fa haneho hatsaram-panahy feno fitiavana+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao.+ Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i+ Saoly raibenao, ary hisakafo eo an-databatro foana ianao.”+
28 Afaka namono ho faty ny ankohonan-draiko manontolo ny mpanjaka tompoko, nefa dia napetrakao ho isan’ireo mihinana eo an-databatrao ny mpanomponao.+ Koa inona intsony moa no zo ananako, ka mbola hitarainako+ amin’ny mpanjaka?”