2 Samoela 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hampipoitra loza avy ao amin’ny ankohonanao aho, mba hamelezana anao.+ Ary halaiko eo imasonao ireo vadinao, ka homeko ho an’ny namanao.+ Dia hanao firaisana amin’izy ireo eo imasom-bahoaka izy.+
11 Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hampipoitra loza avy ao amin’ny ankohonanao aho, mba hamelezana anao.+ Ary halaiko eo imasonao ireo vadinao, ka homeko ho an’ny namanao.+ Dia hanao firaisana amin’izy ireo eo imasom-bahoaka izy.+