20 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka hisy zavamananaina* be dia be hifanaretsaka ao anaty rano,+ ary aoka hisy biby manidina hanidintsidina eny ambonin’ny tany, eo amin’ny habakabaky ny lanitra.”+
23 mandra-pitsatoky ny zana-tsipìka eo amin’ny atiny.+ Ary toy ny vorona misosososo mankao anaty fandrika izy,+ nefa tsy fantany fa haningotra ny ainy* izany.+
19 Ny lalan’ny voromahery eny amin’ny lanitra, ny lalan’ny bibilava eo ambony vatolampy, ny lalan’ny sambo eny afovoan-dranomasina+ ary ny fanaon’ny lehilahy amin’ny ankizivavy.+