FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nitohy ny fanorenany an’ilay trano mandra-pahavitany azy.+ Vatan-kazo sy hazo sedera+ milahadahatra no nandrakofany ny trano.

  • 1 Mpanjaka 6:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Roapolo hakiho ny lavan’ilay efitra anatiny indrindra, roapolo hakiho ny sakany,+ ary roapolo hakiho koa ny haavony. Dia nopetahany takela-bolamena tsy misy fangarony+ ilay izy, ary ny alitara+ kosa nopetahany takela-kazo sedera.

  • 2 Tantara 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary andefaso hazo sedera+ sy zenevrie+ sy algoma+ avy any Libanona+ koa aho, fa fantatro fa havanana amin’ny fikapana ny hazon’i Libanona ny mpanomponao+—ary hiaraka amin’ny mpanomponao ny mpanompoko,—

  • Salamo 104:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Afa-po ireo hazon’i Jehovah,

      Dia ny sederan’i Libanona izay namboleny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara