1 Mpanjaka 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nandefa iraka tany amin’i Solomona i Hirama, nanao hoe: “Efa reko izay nambaran’ny iraka nalefanao tatỳ amiko. Koa hataoko izay rehetra mahafinaritra anao ka homeko anao ny hazo sedera sy zenevrie+ tadiavinao. 2 Tantara 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia norakofany hazo zenevrie ny efitra lehibe,+ ary avy eo nopetahany takela-bolamena tsara,+ ka nasiany sarina hazo palmie+ sy rojo.+
8 Koa nandefa iraka tany amin’i Solomona i Hirama, nanao hoe: “Efa reko izay nambaran’ny iraka nalefanao tatỳ amiko. Koa hataoko izay rehetra mahafinaritra anao ka homeko anao ny hazo sedera sy zenevrie+ tadiavinao.
5 Dia norakofany hazo zenevrie ny efitra lehibe,+ ary avy eo nopetahany takela-bolamena tsara,+ ka nasiany sarina hazo palmie+ sy rojo.+