FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary niakatra niala teo amin’ireo kerobima ny voninahitr’i Jehovah+ ka nankeo amin’ny tokonan’ilay trano. Dia nihafeno rahona ilay trano,+ ary ny tokotany kosa feno ny famirapiratan’ny voninahitr’i Jehovah.

  • Ezekiela 43:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Niditra avy teo amin’ilay vavahady nitodika niantsinanana+ ny voninahitr’i+ Jehovah, ka nankao amin’ilay Trano.

  • Asan’ny Apostoly 7:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Fa i Stefana kosa feno fanahy masina ary nibanjina ny lanitra ka nahita ny voninahitr’Andriamanitra sady nahita an’i Jesosy nijoro teo ankavanan’Andriamanitra.+

  • 2 Korintianina 3:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary tahaka ny fitaratra, dia manome taratry ny voninahitr’i Jehovah+ amin’ny tarehy tsy misarona isika+ rehetra, ka ovana+ hitovy endrika aminy,+ avy amin’ny voninahitra ho amin’ny voninahitra bebe kokoa,+ ary ho lasa tsy misy hafa mihitsy amin’izay ataon’i Jehovah,+ izay Fanahy.*

  • Apokalypsy 21:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary tsy nila ny masoandro na ny volana mba hanazava azy ilay tanàna, fa ny voninahitr’Andriamanitra no nanazava azy,+ ary ny Zanak’ondry no jirony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara