- 
	                        
            
            2 Tantara 9:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
8 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitrao+ izay nankasitraka+ anao ka nametraka anao eo amin’ny seza fiandrianany,+ mba ho mpanjaka ho an’i Jehovah Andriamanitrao!+ Tian’Andriamanitrao+ ny Israely sady tiany haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra, ka notendreny ho mpanjakan’izy ireo+ ianao, mba hampihatra didim-pitsarana+ sy rariny.”+
 
 -