2 Mpanjaka 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda. 1 Tantara 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jotama niteraka an’i Ahaza;+ Ahaza niteraka an’i Hezekia;+ Hezekia niteraka an’i Manase;+ 2 Tantara 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dimy amby roapolo taona i Hezekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Abia, zanak’i Zakaria.+ Isaia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny fahitana+ azon’i Isaia+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+ Hosea 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny tenin’i Jehovah+ izay tonga tamin’i Hosea+ zanak’i Bery, tamin’ny andron’i+ Ozia,+ sy Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely. Matio 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ozia niteraka an’i Jotama;Jotama+ niteraka an’i Ahaza;+Ahaza niteraka an’i Hezekia;+
18 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Hosea+ zanak’i Elaha mpanjakan’ny Israely, no lasa mpanjaka i Hezekia+ zanak’i Ahaza+ mpanjakan’ny Joda.
29 Dimy amby roapolo taona i Hezekia+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Abia, zanak’i Zakaria.+
1 Ny fahitana+ azon’i Isaia+ zanak’i Amoza momba an’i Joda sy Jerosalema, tamin’ny andron’i Ozia,+ Jotama,+ Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda:+
1 Ny tenin’i Jehovah+ izay tonga tamin’i Hosea+ zanak’i Bery, tamin’ny andron’i+ Ozia,+ sy Jotama,+ sy Ahaza,+ ary Hezekia,+ izay samy mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy,+ mpanjakan’ny Israely.