Genesisy 35:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary efa ho faty i Rahely. Koa rehefa niala aina* izy,+ dia nataony hoe Ben-ony ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.+ Genesisy 43:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary enga anie ilay Andriamanitra Mahery Indrindra hahatonga an-dralehilahy hiantra anareo,+ mba hanafahany an’ilay rahalahinareo iray sy Benjamina ka hanolorany azy ho anareo. Raha tsy maintsy afoiko ny zanako, dia vonona hamoy ny zanako aho!”+ Genesisy 49:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+
18 Ary efa ho faty i Rahely. Koa rehefa niala aina* izy,+ dia nataony hoe Ben-ony ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.+
14 Ary enga anie ilay Andriamanitra Mahery Indrindra hahatonga an-dralehilahy hiantra anareo,+ mba hanafahany an’ilay rahalahinareo iray sy Benjamina ka hanolorany azy ho anareo. Raha tsy maintsy afoiko ny zanako, dia vonona hamoy ny zanako aho!”+
27 “Hamiravira foana toy ny amboadia i Benjamina.+ Hihinana ny rembiny izy amin’ny maraina, ary hizara izay nobaboiny izy amin’ny hariva.”+