FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 11:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia naniraka olona i Davida hanadihady momba an-dravehivavy.+ Ary nisy niteny hoe: “Tsy io ve no Batseba+ zanakavavin’i Eliama,+ vadin’i Oria+ Hetita?”+

  • 2 Samoela 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Rehefa nivoaka hiady tamin’i Joaba ny lehilahy tao an-tanàna, dia nisy maty ny mpanompon’i Davida, ary maty koa i Oria Hetita.+

  • 2 Samoela 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa nahoana ianao no nanao tsinontsinona ny tenin’i Jehovah, ka nanao izay ratsy+ teo imasony? I Oria Hetita dia nasianao tamin’ny sabatra,+ ary ny vadiny nalainao ho vadinao.+ Eny, novonoinao tamin’ny sabatry ny taranak’i Amona izy.

  • 2 Samoela 23:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 ary Oria+ Hetita. Fito amby telopolo ny fitambaran’izy ireo.

  • 1 Mpanjaka 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany,+ afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara