8 Tamin’i Jeho nampihatra ny didim-pitsarana tamin’ny ankohonan’i Ahaba,+ dia nifanehatra taminy ireo andrianan’ny Joda sy ireo zana-drahalahin’i Ahazia+ izay samy mpanompon’i Ahazia, ka novonoiny.+
12 Tsy efa nisy hatramin’ny taloha be ve ianao, Jehovah ô?+ Tsy ho faty ianao, Andriamanitro ô,+ Ilay Masina ivavahako. Hampihatra didim-pitsarana no nanendrenao azy, Jehovah ô, ary hananatra+ no nanorenanao azy, ry Vatolampy+ ô!