Salamo 90:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+ Salamo 93:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mafy orina hatramin’ny ela be ny seza fiandriananao,+Efa nisy hatrizay hatrizay ianao.+ Apokalypsy 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy,+ ilay Mahery Indrindra.”+
2 Talohan’ny nahaterahan’ny tendrombohitra,+Sy ny niterahanao* ny tany+ mbamin’ny tany lonaka,+Dia efa Andriamanitra ianao hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay.+
8 “Izaho no Alfa sy Omega”,*+ hoy i Jehovah Andriamanitra, “Ilay ankehitriny sy taloha ary ho avy,+ ilay Mahery Indrindra.”+