FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tsy azo amidy ny kijana+ manodidina ny tanànany, satria lovany mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.

  • Nomery 35:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Omeo baiko ny zanak’Israely hanome tanàna avy amin’ny lovan’izy ireo, mba honenan’ny Levita.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana rehetra manodidina an’ireo tanàna ireo.+

  • Josoa 21:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nomena ho an’ny taranak’i Arona mpisorona ilay tanàna fialokalofan’ny+ nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Hebrona+ sy ny kijanany. Nomena azy koa i Libna+ sy ny kijanany,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara