35 Koa tsy afaka niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy, satria nitoetra teo ambonin’izy io ny rahona,+ ary feno ny voninahitr’i Jehovah ny tranolay.+
31 Ary izao no andraikiny, izany hoe ny anjara entany,+ araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny tranolay fihaonana: Ny rafitry+ ny tranolay sy ny barany+ sy ny andry+ ary ny faladia itsatohany,+