2 Samoela 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha vao namindra inenina ireo mpilanja+ ny Vata masin’i Jehovah, dia nanao sorona omby iray sy biby nohatavezina iray izy.+ 1 Mpanjaka 8:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary teo anoloan’ilay Vata i Solomona Mpanjaka sy ny vahoakan’Israely manontolo, izay tonga tamin’ilay fotoana nifanaovany taminy. Nanao sorona+ ondry sy omby be dia be tsy tambo isaina izy ireo.+
13 Raha vao namindra inenina ireo mpilanja+ ny Vata masin’i Jehovah, dia nanao sorona omby iray sy biby nohatavezina iray izy.+
5 Ary teo anoloan’ilay Vata i Solomona Mpanjaka sy ny vahoakan’Israely manontolo, izay tonga tamin’ilay fotoana nifanaovany taminy. Nanao sorona+ ondry sy omby be dia be tsy tambo isaina izy ireo.+