1 Mpanjaka 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa afaka andro maro,+ izany hoe tamin’ny taona fahatelo, dia tonga tamin’i Elia ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: “Mandehana miseho amin’i Ahaba, fa handatsaka orana amin’ny tany aho.”+ Zakaria 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Mangataha orana amin’i Jehovah+ amin’ny fotoanan’ny oran-dohataona,+ eny, mangataha amin’i Jehovah, izay mampisy rahona mitondra oram-baratra,+ sy manome oram-be ho an’ny olona,+ ary manome zavamaniry eny an-tsaha ho an’ny tsirairay.+
18 Rehefa afaka andro maro,+ izany hoe tamin’ny taona fahatelo, dia tonga tamin’i Elia ny tenin’i Jehovah, nanao hoe: “Mandehana miseho amin’i Ahaba, fa handatsaka orana amin’ny tany aho.”+
10 “Mangataha orana amin’i Jehovah+ amin’ny fotoanan’ny oran-dohataona,+ eny, mangataha amin’i Jehovah, izay mampisy rahona mitondra oram-baratra,+ sy manome oram-be ho an’ny olona,+ ary manome zavamaniry eny an-tsaha ho an’ny tsirairay.+