-
2 Tantara 33:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary ilay sary sokitra nataony,+ dia napetrany tao an-tranon’Andriamanitra,+ nefa efa nilaza toy izao momba io trano io Andriamanitra, tamin’i Davida sy Solomona zanany: “Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko+ teo amin’ny foko rehetran’ny Israely, no hametrahako ny anarako+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
-
-
Daniela 6:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Raha vao ren’i Daniela kosa anefa hoe efa vita sonia ilay lalàna, dia nankao an-tranony izy, ka nandohalika sy nivavaka+ ary nidera an’Andriamaniny+ intelo isan’andro,+ araka ny efa fanaony talohan’izay.+ Ary efa nisokatra nanandrify an’i Jerosalema+ ny varavarankelin’ny efitranony tany an-tampon-trano.
-