Nomery 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy,+ ary ho lalàna ho anareo mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, ny fampiasana ireo trompetra ireo. 1 Tantara 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary i Benaia sy Jahaziela mpisorona, no nitsoka mandrakariva ny trompetra+ teo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’Andriamanitra. 2 Tantara 29:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa nijoro ireo Levita nitondra ny zavamaneno+ namboarin’i Davida, ary nijoro koa ireo mpisorona nitondra ny trompetra.+
8 Ireo mpisorona zanakalahin’i Arona no hitsoka azy,+ ary ho lalàna ho anareo mandritra ny fotoana tsy voafetra, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, ny fampiasana ireo trompetra ireo.
6 ary i Benaia sy Jahaziela mpisorona, no nitsoka mandrakariva ny trompetra+ teo anoloan’ny Vata misy ny fifanekena nataon’Andriamanitra.
26 Koa nijoro ireo Levita nitondra ny zavamaneno+ namboarin’i Davida, ary nijoro koa ireo mpisorona nitondra ny trompetra.+