16 Ary ahoana moa no hahafantarana fa mahazo sitraka aminao izaho sy ny olonao? Tsy amin’ny fandehananao miaraka aminay ve?+ Amin’izay dia hiavaka amin’ny firenena hafa etỳ ambonin’ny tany izaho sy ny olonao.”+
21 Dia nihinana+ an’izany ny zanak’Israely izay nody avy any an-tsesitany, mbamin’izay rehetra nomba azy ireo ka niala tamin’ny fahalotoan’ireo+ firenena teo amin’ilay tany, mba hitady an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+